Romanina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa aharihary avy any an-danitra ny fahatezeran’Andriamanitra,+ dia ny fahatezerany amin’ny asa ratsy sy ny tsy fahamarinana+ rehetra ataon’ny olona, izay mampiasa fomba tsy marina+ mba hisakanana ny fahamarinana.+ Efesianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+
18 Fa aharihary avy any an-danitra ny fahatezeran’Andriamanitra,+ dia ny fahatezerany amin’ny asa ratsy sy ny tsy fahamarinana+ rehetra ataon’ny olona, izay mampiasa fomba tsy marina+ mba hisakanana ny fahamarinana.+
6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+