FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+

  • Efesianina 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamintsika teo amin’izy ireo, dia nitondra tena araka ny fanirian’ny nofontsika isika rehetra taloha,+ ka nanao izay danin’ny nofontsika+ sy ny saintsika. Ary efa zanaky ny fahatezerana+ toy ny hafa rehetra isika hatramin’ny nahaterahantsika.

  • Titosy 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Isika koa aza fahiny mba tsy nisaina sy tsy nankatò sy voafitaka sady nandevozin’ny fanirian-dratsy sy ny fahafinaretana maro samihafa, ary nanao ratsy foana sy nialona sy naharikoriko ary nifankahala.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara