Genesisy 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ 1 Petera 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 fa voasoratra hoe: “Aoka ho masina ianareo, satria masina aho.”+
27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+