2 Korintianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 amin’ny fahadiovana, amin’ny fahalalana, amin’ny fahari-po,+ amin’ny hatsaram-panahy,+ amin’ny fanahy masina, amin’ny fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy,+ Efesianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ary hanao izany amim-panetren-tena+ sy amim-pahalemem-panahy tanteraka, ary amin’ny fahari-po,+ ka hifampizaka amim-pitiavana,+ 1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.
6 amin’ny fahadiovana, amin’ny fahalalana, amin’ny fahari-po,+ amin’ny hatsaram-panahy,+ amin’ny fanahy masina, amin’ny fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy,+
2 ary hanao izany amim-panetren-tena+ sy amim-pahalemem-panahy tanteraka, ary amin’ny fahari-po,+ ka hifampizaka amim-pitiavana,+
14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.