1 Korintianina 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy ho levona mandrakizay ny fitiavana.+ Fa na misy aza ny fahaiza-maminany, dia hofoanana izany, ary na misy aza ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa, dia hitsahatra izany, ary na misy aza ny fahalalana, dia hofoanana izany.+ Efesianina 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy hiezaka mafy hitana ny maha iray ny fanahy ao anatin’ny fihavanana, izay fatorana mampiray.+
8 Tsy ho levona mandrakizay ny fitiavana.+ Fa na misy aza ny fahaiza-maminany, dia hofoanana izany, ary na misy aza ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa, dia hitsahatra izany, ary na misy aza ny fahalalana, dia hofoanana izany.+