Kolosianina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izy no torinay,+ ka ananaranay sy ampianaranay ny olona rehetra amim-pahendrena+ tanteraka, mba ho olona matotra+ sy tafaray amin’i Kristy avokoa no atolotray. Titosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ianao kosa, miresaha foana momba ireo zavatra mendrika ny fampianarana mahasoa.+
28 Izy no torinay,+ ka ananaranay sy ampianaranay ny olona rehetra amim-pahendrena+ tanteraka, mba ho olona matotra+ sy tafaray amin’i Kristy avokoa no atolotray.