Efesianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka ny vehivavy hanaiky+ ny vadiny, toy ny anekeny ny Tompo, 1 Petera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Toy izany koa+ ianareo vehivavy, maneke+ ny vadinareo mba ho voataonanareo+ tsy amin’ny teny izy, raha misy tsy mankatò+ ny teny masina, fa amin’ny fitondran-tena kosa,+
3 Toy izany koa+ ianareo vehivavy, maneke+ ny vadinareo mba ho voataonanareo+ tsy amin’ny teny izy, raha misy tsy mankatò+ ny teny masina, fa amin’ny fitondran-tena kosa,+