13 “Ianareo no siran’ny+ tany. Raha tonga matsatso anefa ny sira, ahoana no hamerenana ny tsirony? Tsy azo ampiasaina na amin’inona na amin’inona intsony izy, fa hatsipy any ivelany+ hohitsakitsahin’ny olona.
50 Tsara ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, inona no hataonareo aminy mba hamerenana ny tsirony?+ Koa manàna sira+ ao anatinareo, ka mihavàna+ tsara hatrany ianareo.”