Asan’ny Apostoly 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nieritreritra momba izay nitranga izy, dia nankany an-tranon’i Maria, renin’i Jaona, izay atao koa hoe Marka.+ Ary nisy olona maro nivory sy nivavaka tao. Asan’ny Apostoly 15:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 I Barnabasy kosa efa tapa-kevitra ny hitondra an’i Jaona, izay atao koa hoe Marka.+
12 Rehefa nieritreritra momba izay nitranga izy, dia nankany an-tranon’i Maria, renin’i Jaona, izay atao koa hoe Marka.+ Ary nisy olona maro nivory sy nivavaka tao.