1 Korintianina 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ 2 Tesalonianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ Ary izy ity no famantarana ao amin’ny taratasy rehetra fa sora-tanako io.
17 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ Ary izy ity no famantarana ao amin’ny taratasy rehetra fa sora-tanako io.