18 Andosiro ny fijangajangana.+ Izay fahotana hafa rehetra ataon’ny olona dia eny ivelan’ny vatany, fa ny mpijangajanga kosa manota amin’ny vatany ihany.+
5 Fantatrareo mantsy, eny, takatrareo fa samy tsy manana lova ao amin’ny fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra, na ny mpijangajanga+ na ny olona mpanaraka fanao maloto na ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy.+