FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 nefa tsy te hilaza aho hoe tsy hifanerasera tanteraka amin’ny mpijangajanga+ eto amin’ity tontolo ity,+ na izay manana faniriana tsy mety afa-po na mpanao an-keriny na mpanompo sampy. Raha izany mantsy, dia tena tsy maintsy miala eo amin’izao tontolo izao ianareo.+

  • Efesianina 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa izao no lazaiko sady hamafisiko eo anatrehan’ny Tompo, dia ny tsy handehananareo intsony tahaka an’izao tontolo izao,+ izay mandeha araka ny fahafoanan’ny sainy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara