Matio 24:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary hiseho eny amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona.+ Dia hikapo-tratra sy hitomany ny foko rehetra eto an-tany,+ ary ho hitan’izy ireo ny Zanak’olona ho avy amin-kery sy voninahitra lehibe, ao amin’ny rahon’ny lanitra.+ 1 Korintianina 15:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Zava-miafina masina no lazaiko aminareo: Tsy hodimandry* avokoa isika rehetra, fa isika rehetra dia hovana+
30 Ary hiseho eny amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona.+ Dia hikapo-tratra sy hitomany ny foko rehetra eto an-tany,+ ary ho hitan’izy ireo ny Zanak’olona ho avy amin-kery sy voninahitra lehibe, ao amin’ny rahon’ny lanitra.+
51 Zava-miafina masina no lazaiko aminareo: Tsy hodimandry* avokoa isika rehetra, fa isika rehetra dia hovana+