Jaona 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+ Apokalypsy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+
3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+
6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+