18 Hirahiko hanokatra ny masony+ ianao sy hampiova azy hiala amin’ny haizina+ ho amin’ny mazava,+ ary hiala amin’ny fahefan’i Satana+ ho amin’Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka+ sy lova+ miaraka amin’ireo nohamasinina+ noho ny finoana ahy.’
8 Tao amin’ny haizina+ mantsy ianareo teo aloha, fa ao amin’ny hazavana+ kosa ankehitriny, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Koa aoka ny fomba fiainanareo hampiseho fa zanaky ny mazava ianareo,