Jaona 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.”
12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.”