2 Korintianina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 toy ny malahelo nefa mifaly mandrakariva, toy ny mahantra nefa mampanan-karena olona maro, ary toy ny tsy manana na inona na inona nefa manana ny zava-drehetra.+ Filipianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+
10 toy ny malahelo nefa mifaly mandrakariva, toy ny mahantra nefa mampanan-karena olona maro, ary toy ny tsy manana na inona na inona nefa manana ny zava-drehetra.+