Kolosianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia ataovy izay hamakiana+ azy koa amin’ny fiangonan’ny Laodikianina, ary ataovy koa izay hamakianareo ilay avy any Laodikia. 2 Petera 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ankoatra izany, dia hevero ho famonjena ny faharetan’ny Tompontsika, tahaka ny nosoratan’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo,+ araka ny fahendrena+ nomena azy.
16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia ataovy izay hamakiana+ azy koa amin’ny fiangonan’ny Laodikianina, ary ataovy koa izay hamakianareo ilay avy any Laodikia.
15 Ankoatra izany, dia hevero ho famonjena ny faharetan’ny Tompontsika, tahaka ny nosoratan’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo,+ araka ny fahendrena+ nomena azy.