1 Timoty 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho an’i Timoty,+ tena zanako+ ao amin’ny finoana, Ho aminao anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny famindram-po ary ny fiadanana izay avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika!+
2 Ho an’i Timoty,+ tena zanako+ ao amin’ny finoana, Ho aminao anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny famindram-po ary ny fiadanana izay avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika!+