Ohabolana 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay mananatra+ no hahazo sitraka kokoa noho izay manao teny fandokafana. Ohabolana 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay lehilahy mandoka ny namany+ dia mamelatra harato hamandrihana azy.+