Jaona 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Tsy mandray voninahitra omen’olona+ aho. Jaona 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+
44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+