FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa izao no lazaiko: Mandehana hatrany araka ny fanahy,+ dia tsy hahatanteraka ny fanirian’ny nofo mihitsy ianareo.+

  • Efesianina 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa miangavy anareo aho, dia izaho izay voafonja+ noho ny amin’ny Tompo, mba hitondra tena mendrika+ ny fiantsoana izay niantsoana+ anareo ianareo,

  • Kolosianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izay dia handeha mendrika+ an’i Jehovah+ ianareo mba hankasitrahany tanteraka anareo, raha mbola mahavokatra hatrany koa ianareo eo amin’ny asa tsara+ rehetra, ary raha mbola tsy mitsaha-mitombo ny fahalalanareo marina tsara+ an’Andriamanitra,

  • 1 Petera 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Masina ilay niantso anareo, ka aoka ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara