Asan’ny Apostoly 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanatitra an’i Paoly hatrany Atena anefa ireo rahalahy, ary avy eo dia lasa, rehefa avy nampitondrain’i Paoly hafatra ho an’i Silasy sy Timoty+ mba hankanesan’izy roa lahy haingana araka izay azo atao, any aminy.
15 Nanatitra an’i Paoly hatrany Atena anefa ireo rahalahy, ary avy eo dia lasa, rehefa avy nampitondrain’i Paoly hafatra ho an’i Silasy sy Timoty+ mba hankanesan’izy roa lahy haingana araka izay azo atao, any aminy.