FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia tonga tany Derbe sy Lystra+ koa izy. Ary nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao, izay zanaky ny vehivavy jiosy mpino, fa Grika kosa ny rainy.

  • Romanina 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mampamangy anareo i Timoty, mpiara-miasa amiko, ary koa ireo havako,+ dia i Losio sy Jasona ary Sosipatro.

  • 1 Korintianina 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha tonga any anefa i Timoty,+ dia tandremo mba tsy hatahotra izy eo aminareo, fa manao ny asan’i Jehovah izy,+ tahaka ahy koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara