2 Tesalonianina 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa reharehanay+ eo amin’ireo fiangonan’Andriamanitra ianareo, noho ny fiaretanareo sy ny finoanareo, ao anatin’ny fanenjehana sy ny fahoriana rehetra zakainareo.+
4 Koa reharehanay+ eo amin’ireo fiangonan’Andriamanitra ianareo, noho ny fiaretanareo sy ny finoanareo, ao anatin’ny fanenjehana sy ny fahoriana rehetra zakainareo.+