1 Tesalonianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy+ kosa, dia tsy misy tokony hosoratanay aminareo, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra+ hifankatia,+ 2 Petera 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary ny fahafoizanareo tena ho an’Andriamanitra ampio fitiavan-drahalahy, ary ny fitiavanareo ny rahalahy ampio fitiavana+ ny olona rehetra.
9 Raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy+ kosa, dia tsy misy tokony hosoratanay aminareo, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra+ hifankatia,+
7 ary ny fahafoizanareo tena ho an’Andriamanitra ampio fitiavan-drahalahy, ary ny fitiavanareo ny rahalahy ampio fitiavana+ ny olona rehetra.