Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy. 2 Timoty 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa andosiro ny faniriana mpitranga eo amin’ny tanora,+ fa miezaha kosa hikatsaka ny fahamarinana,+ ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana,+ miaraka amin’ireo miantso ny Tompo amin’ny fo madio.+
5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.
22 Koa andosiro ny faniriana mpitranga eo amin’ny tanora,+ fa miezaha kosa hikatsaka ny fahamarinana,+ ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana,+ miaraka amin’ireo miantso ny Tompo amin’ny fo madio.+