FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mampiasa teny azon’ny olona aho noho ny fahalemen’ny nofonareo:+ Nanolotra ny vatanareo+ ho mpanompon’ny fahalotoana+ sy ny fandikan-dalàna mantsy ianareo taloha mba handikana lalàna, koa atolory toy izany koa ny vatanareo ankehitriny ho mpanompon’ny fahamarinana mba hahazoana fahamasinana.+

  • 2 Timoty 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa raha misy manalavitra an’ireo farany ireo, dia ho fitaovana natao hampiasaina amin-javatra mendri-kaja izy, ary nohamasinina ka mahasoa ny tompony, sady vonona ho amin’ny asa tsara rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara