Efesianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+
6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+