FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Lazaiko aminareo marina tokoa fa izay zavatra rehetra hofatoranareo eto an-tany dia ho efa voafatotra any an-danitra, ary izay rehetra hovahanareo eto an-tany dia ho efa voavaha any an-danitra.+

  • 1 Korintianina 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izaho kosa, na tsy any aminareo aza fa ny saiko any aminareo ihany, dia efa nitsara+ tokoa an’ilay lehilahy nanao toy izany, toy ny hoe any aho.

  • 3 Jaona 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha tonga àry aho, dia hampahatsiahiviko ny nataony, izay mbola tohiziny ihany.+ Manaratsy anay tsy an-kijanona izy,+ nefa tsy vitan’izany ihany fa tsy mandray amim-panajana an’ireo rahalahy+ koa. Ary izay te handray+ azy ireo dia tadiaviny hosakanana+ sy horoahina+ tsy ho anisan’ny fiangonana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara