Jeremia 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho menatra izay rehetra mahafoy anao,+ ry Jehovah, fanantenan’ny Israely+ ô! Hosoratana eo amin’ny tany ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+ noho izy ireo mahafoy an’i Jehovah, loharanon’ny rano velona.+ Apokalypsy 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+
13 Ho menatra izay rehetra mahafoy anao,+ ry Jehovah, fanantenan’ny Israely+ ô! Hosoratana eo amin’ny tany ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+ noho izy ireo mahafoy an’i Jehovah, loharanon’ny rano velona.+
15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+