FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 6:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Tsy misy mahay manatona ahy raha tsy taomin’ny Ray+ izay naniraka ahy; ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.+

  • Romanina 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ankoatra izany, dia ireo efa notendreny mialoha+ no nantsoiny+ koa, ary ireo nantsoiny no nambarany ho marina+ koa, ary ireo nambarany ho marina no nomeny voninahitra+ koa.

  • Efesianina 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nifidy+ antsika izy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao, mba ho tafaray amin’i Kristy isika, ary mba ho masina sy tsy misy tsiny+ eo anatrehan’Andriamanitra, noho ny fitiavana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara