Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+ 1 Korintianina 15:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo. 1 Korintianina 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Miambena hatrany,+ ary aoka ianareo ho mafy orina ao amin’ny finoana+ sy hitomban-dahy+ hatrany ary hatanjaka.+
58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo.
13 Miambena hatrany,+ ary aoka ianareo ho mafy orina ao amin’ny finoana+ sy hitomban-dahy+ hatrany ary hatanjaka.+