FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Timoty 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+

  • 2 Timoty 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa tsy tokony hiady ny mpanompon’ny Tompo,+ fa halemy fanahy* amin’ny rehetra+ kosa, hahay hampianatra+ sy hahafehy tena rehefa misy mahasosotra,+

  • Titosy 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra.

  • Jakoba 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara