Romanina 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ny fanjakan’Andriamanitra+ dia tsy midika hoe fihinanana sy fisotroana,+ fa fahamarinana+ sy fihavanana+ ary fifaliana+ amin’ny alalan’ny fanahy masina kosa. 1 Korintianina 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hano+ foana izay rehetra amidy eny amin’ny tsena fivarotan-kena, fa aza manontany noho ny feon’ny fieritreretanareo.+
17 Fa ny fanjakan’Andriamanitra+ dia tsy midika hoe fihinanana sy fisotroana,+ fa fahamarinana+ sy fihavanana+ ary fifaliana+ amin’ny alalan’ny fanahy masina kosa.
25 Hano+ foana izay rehetra amidy eny amin’ny tsena fivarotan-kena, fa aza manontany noho ny feon’ny fieritreretanareo.+