Genesisy 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Taorian’izany, dia nijery an’izay rehetra nataony Andriamanitra, ka hitany fa tena tsara izany.+ Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro fahenina izany.
31 Taorian’izany, dia nijery an’izay rehetra nataony Andriamanitra, ka hitany fa tena tsara izany.+ Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro fahenina izany.