37 Raha misy mihevi-tena ho mpaminany na ho manana fanomezan’ny fanahy, dia aoka izy hanaiky izay soratako aminareo, satria didin’ny Tompo izany+ soratako izany.
11 ary mba hataonareo tanjona ny hiaina amim-pilaminana,+ sy ny tsy hitsabaka amin’ny raharahan’ny hafa,+ ary ny hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny nandidianay anareo.