Asan’ny Apostoly 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa rehefa nametra-tanana+ tamin’ireo i Paoly dia nilatsaka tamin’ireo ny fanahy masina, ka niteny tamin’ny fiteny samihafa ireo sady naminany,+ 1 Korintianina 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Miezaha mafy hifankatia, nefa miezaha mafy koa hahazo ny fahaizana omen’ny fanahy,+ indrindra fa ny haminany.+
6 Koa rehefa nametra-tanana+ tamin’ireo i Paoly dia nilatsaka tamin’ireo ny fanahy masina, ka niteny tamin’ny fiteny samihafa ireo sady naminany,+
14 Miezaha mafy hifankatia, nefa miezaha mafy koa hahazo ny fahaizana omen’ny fanahy,+ indrindra fa ny haminany.+