1 Timoty 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ankiniko aminao izany didy+ izany, ry Timoty zanako, araka ny faminaniana+ izay nanondro mivantana anao, mba ho ireny faminaniana ireny no hoentinao manohy ny ady tsara,+
18 Ankiniko aminao izany didy+ izany, ry Timoty zanako, araka ny faminaniana+ izay nanondro mivantana anao, mba ho ireny faminaniana ireny no hoentinao manohy ny ady tsara,+