Lioka 2:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Mpitondratena+ izy, ary efatra amby valopolo taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly anefa izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina+ sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka. Lioka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanohy ny teniny izy ka nilaza fanoharana tamin’izy ireo momba ny ilana hivavaka foana, ka tsy hitsahatra.+
37 Mpitondratena+ izy, ary efatra amby valopolo taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly anefa izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina+ sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.
18 Ary nanohy ny teniny izy ka nilaza fanoharana tamin’izy ireo momba ny ilana hivavaka foana, ka tsy hitsahatra.+