Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.
5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.