Romanina 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fantatsika mantsy fa avy amin’Andriamanitra+ ny Lalàna. Izaho kosa anefa nofo, namidy ho andevon’ny ota.+ Hebreo 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa satria aloky+ ny zavatra tsara ho avy ny Lalàna fa tsy ny tena izy, dia tsy ho vitan’ny olona mihitsy ny hahalavorary+ an’ireo manatona an’Andriamanitra, eny, tsy ho vitany amin’ny alalan’ny sorona tsy miova atolony isan-taona.
14 Fantatsika mantsy fa avy amin’Andriamanitra+ ny Lalàna. Izaho kosa anefa nofo, namidy ho andevon’ny ota.+
10 Koa satria aloky+ ny zavatra tsara ho avy ny Lalàna fa tsy ny tena izy, dia tsy ho vitan’ny olona mihitsy ny hahalavorary+ an’ireo manatona an’Andriamanitra, eny, tsy ho vitany amin’ny alalan’ny sorona tsy miova atolony isan-taona.