2 Jaona 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Miombona amin’ny ratsy ataony mantsy izay miarahaba azy.+ Apokalypsy 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.
4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.