1 Korintianina 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha misy mihevi-tena ho efa manam-pahalalana momba ny zavatra iray,+ dia mbola tsy mahafantatra izany araka ny tokony hahafantarany azy izy.+
2 Raha misy mihevi-tena ho efa manam-pahalalana momba ny zavatra iray,+ dia mbola tsy mahafantatra izany araka ny tokony hahafantarany azy izy.+