Galatianina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 fitsiriritana, fibobohan-toaka,+ lanonana feno filibana, ary ny toy ireo. Ny amin’ireo zavatra ireo no ampitandremako anareo mialoha, toy ny efa nampitandremako anareo rahateo, fa tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra+ izay mpanao+ an’ireo.
21 fitsiriritana, fibobohan-toaka,+ lanonana feno filibana, ary ny toy ireo. Ny amin’ireo zavatra ireo no ampitandremako anareo mialoha, toy ny efa nampitandremako anareo rahateo, fa tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra+ izay mpanao+ an’ireo.