2 Petera 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny anjely anefa, na dia manan-tombo amin’ny hery sy tanjaka aza, dia tsy miampanga azy ireo amin’ny teny manevateva,+ noho ny fanajany an’i Jehovah.+
11 Ny anjely anefa, na dia manan-tombo amin’ny hery sy tanjaka aza, dia tsy miampanga azy ireo amin’ny teny manevateva,+ noho ny fanajany an’i Jehovah.+