Joba 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+ Salamo 49:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa tsy hahatondra na inona na inona izy rehefa maty,+Sady tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny.+
21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+