Matio 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ilay nafafy teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, kanefa ny fanahiana eto amin’ity tontolo ity+ sy ny famitahan’ny harena dia mangeja ny teny, ka manjary tsy mamoa izy.+ Jakoba 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ry mpanankarena,+ mitomania ka midradradradrà noho ny fahoriana efa hanjo anareo.+
22 Ilay nafafy teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, kanefa ny fanahiana eto amin’ity tontolo ity+ sy ny famitahan’ny harena dia mangeja ny teny, ka manjary tsy mamoa izy.+