Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+ Ohabolana 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Miezaka mafy mba hanan-karena ny olona manana maso feno fitsiriritana,+ nefa tsy fantany fa hahantra izy.
20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+
22 Miezaka mafy mba hanan-karena ny olona manana maso feno fitsiriritana,+ nefa tsy fantany fa hahantra izy.