Matio 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+
11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+